plt_tn/sng/05/16.md

672 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manoritsoritra ny malalany ilay tovovavy.

Ny vavany dia mamy indrindra

Mampiasa io sarinteny io ilay vehivavy mba hanoritsoritana ny hamamin'ny oroky ny malalany na ny hamamin'ny teny izay lazainy.

maha-te ho tia fatratra izy

"maha-te ho tia ny vatany rehetra" na " izy manontolo mihitsy no maha-te ho tia"

Izany ny malalako, ary izany ny sakaizako

Ny teny hoe "Izany" dia manondro ilay olona izay vao avy nosoritsoritan'ilay vehivavy. Afaka adikanao hoe "Tahaka izany ny malalako, ary tahaka izany ny sakaizako" ihany koa io andianteny io.

zanaka vavin'i Jerosalema

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:5.