plt_tn/sng/05/07.md

433 B

Ireo mpiambina

ireo izay mijery sy miambina ny tanàna amin'ny alina

nahita ahy

Ny teny hoe "ahy" dia manondro ilay tovovavy.

nokapohin'izy ireo aho

"nikapoka ahy" na "namely ahy"

noratrainy

"nandratra ahy"

ireo mpiambina teny amin'ny manda

"ireo olona izay miambina ireo manda"

fitafiako

ivelan'akanjo anaovana mivoaka izay anaovana ivelan'ny fitafiany ambony hafa rehefa hivoaka eny imasom-bahoaka izy ireo.