plt_tn/sng/05/05.md

388 B

Niarina aho mba hamoha ny varavarana ho an'ny malalako

Ireo mety ho heviny dia 1) niarina teo am-pandriany ilay tovovavy mba hampiditra ny malalany ao an-trano na 2) "Niomana aho mba hanokatra ny tenako ho an'ny malalako."

ny tanako...ny rantsan-tanako

Ny teny hoe "tanana" sy "rantsan-tanana" dia mety manondro ireo taova-pananahan'ny vehivavy.

ranona miora

"tsiranoka miora"