plt_tn/sng/04/15.md

940 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy midera ilay vehivavy ilay tia.

Sahan-doharano ianao

"Loharano ao an-tsaha ianao." Soritsoritan'ny tia amin'ny fampitahany an-dravehivavy amin'ny rano tsara ny hatsarany.

rano madio

rano izay tsara sotroina

rian-drano mikoriana avy any Libanona

Satria manana tendrombohitra rakotra ala i Libanona, dia madio sy tsara ireo rian-drano avy any Libanona.

Mifohaza...mba hampiely ny fameroveron'ny fofony manitra

Resahin-dravehivavy toy ny hoe olona ny rivotra avy any avaratra sy ny rivotra avy any atsimo.

Mifohaza

"Mihetseha amin'izay"

tsofy ny sahako

Manondro ny tenany amin'ny filazany izany ho saha ilay vehivavy.

mba hampiely ny fameroveron'ny fofony manitra

"hamoaka ny fofony tsara"

Enga anie ka ho tonga ao amin'ny sahany ny malalako...voankazo voafantiny

Asain-dravehivavy hankafy azy tahaka ny vadiny ny malalany.

voankazo voafantiny

"voankazo tsara"