plt_tn/sng/04/06.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy midera ilay vehivavy ilay tia.

Ambara-pahatongan'ny vao mangiran-dratsy ka mandositra lavitra ny aloka

Jereo ny nandikanao io andalana io ao amin'ny 2:16 izay mitovy amin'io ihany ny fehezanteny.

handeha ho any an-tendrombohitry ny miora sy any amin'ny havoan'ny ditin-kazo manim-pofona aho

Manambara ny faniriana ny hankafy ny nonon-dravehivavy amin'ny fampitahana izany amin'ny tendrombohitra na havoana izay tiany ny tia. Boribory sy mihoatra tahaka ny tendrombohitra na havoana ny nonony. Manitra tahaka ny miora sy ditin-kazo manitra ireo.

handeha ho any an-tendrombohitry...havoan'ny ditin-kazo manim-pofona

Ireo andalana ireo dia mamerimberina ny hevitra amin'ny fomba tsy mitovy kely mba hanindriana fa manintona ny nonon'ilay malala.

tendrombohitry ny miora

"tendrombohitra vita amin'ny miora" na "tendrombohitra izay misy miora"

Tsara tarehy amin'ny lafiny rehetra ianao

"Ny lafinao rehetra dia tsara tarehy avokoa" na "Ianao rehetra dia tsara tarehy"

malalako

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:9.

tsy misy kilema aminao

"tsy manana kilema ianao"