plt_tn/sng/03/03.md

374 B

ireo mpiambina

ireo lehilahy izay miasa miambina ny tanàna amin'ny alina mba hiaro ny olona

raha nihodidina ny tanàna izy ireo

"izay nanerana ny tanàna" na "izay nandeha nanodidina ny tanàna"

efitrano fatoriana

"efitrano fandriana"

ilay iray izay niteraka ahy

"ilay izay bevohoka ahy" na "ilay izay nitondra ahy tao am-bohoka." Io dia manondro ny reniny.