plt_tn/sng/03/01.md

620 B

naniry ilay iray izay tiako aho; nitady azy aho

Naverimberina io mba hanasongadinana.

nitady azy aho, nefa tsy hitako izy

"tiako hiaraka aminy" na "nalahelo azy"

naniry ilay iray izay tiako aho

Jereo ny nandikanao ny hoe "izay tian'ny fanahiko" ao amin'ny 1:7.

handeha any amin'ny tanàna

"nandeha nanerana ny tanàna"

amin'ireo lalana sy ireo kianja

Ny teny hoe "kianja" dia manondro ny faritra afovoan'ny tanàna izay hihaonan'ny lalambe sy ny lalana. Izany matetika dia faritra izay ivarotan'ny olona zavatra, tsena, ary toerana izay hihaonan'ny olona miaraka mba hiresahana.

hitady

"mikaroka"