plt_tn/sng/02/12.md

738 B

Efa mitsiry amin'ny tany ireo voninkazo

DH: "Hitanao ireo voninkazo" na "Mahita ireo voninkazo ny olona"

amin'ny tany

"manerana ny tany rehetra"

ny fotoana fandrantsanana

"ny vanin'andro handrantsanana"

sy ny siokan'ireo vorona

"sy izay hihiran'ireo vorona"

fandrantsanana

manapaka ny rantsana amin'ny zava-maniry mba hamokatra voa kokoa na ho tsara endrika kokoa izany

ny feon'ireo voromailala dia re

DH: "afaka mandre ny voromailala mitoloko" na "afaka mandre ny feon'ireo voromailala ny olona"

mamony ireo voaloboka

"ireo voaloboka mamelana" na "ireo voaloboka misy voninkazo"

mamoaka ny hanitrany izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo vony eo amin'ireo voaloboka.

hanitra

"fofona tsara"