plt_tn/sng/02/07.md

542 B

zanaka vavin'i Jerosalema

"ireo tovovavin'i Jerosalema"

amin'ny alalan'ny gazela sy ireo serfa vavy any an-tsaha

Ireo biby any an-tsaha ireo dia menatra sy saro-kenatra, nefa miaina fahalalahana tanteraka.

gazela

biby izay mitovy be amin'ny serfa ary faingana, mahia, sy saro-kenatra

any an-tsaha

"izay miaina any ambanivohitra"

tsy hanapaka ny firaisana ara-nofonay raha tsy tapitra izany

"tsy hanapaka anay raha manao firaisana ara-nofo mandra-pahavitanay izany"

tsy hanapaka

"tsy hanembatsembana" na "hanakorontana"