forked from WA-Catalog/plt_tn
909 B
909 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manomboka eo amin'ny 1:2 ny fizarana voalohan'ny boky.
Ny Tononkiran'ireo Tononkira
"Ny tonon-kira tsara indrindra" na "Ny tononkira Fatratra Indrindra"
izay an'i Solomona
"izay momba an'i Solomona" na "izay misy an'i Solomona"
Ny menaka fanosoranao
"Ny menaka izay ataonao amin'ny vatanao"
manim-pofona
"mamofona tsara"
ny anaranao dia toy ny ranomanitra voaidina
Fantatr'ilay vehivavy fa tsara laza ny malalany. DH: "mahafinaritra tahaka ny fofo-menaka izay araraky ny olona ny anaranao."
Ento miaraka aminao aho
"Ento manaraka anao aho." Ny teny hoe "aminao" dia manondro ilay tia.
hihazakazaka isika
Ny teny hoe "isika" dia manondro ilay tovovavy miaraka amin'ny malalany.
ny mombanao
"noho ianao"
aoka aho hankalaza
"aoka aho hidera"
Voajanahary amin'ireo vehivavy hafa ny mitia anao
"Ny rehetra izay tia anao dia tsy diso"