plt_tn/rut/03/03.md

831 B

hosory menaka ny tenanareo

Ity angamba no ilazana ny fanosorana fofona manitra eo amin'ny tena, toy ny vehivavy mihosotra ranomanitra ankehitriny.

midïna any am-pamoloana

Izany dia milaza ny fialana ao an-tanàna ka mankany amin'ny famoloana.

esory ny lamba amin'ny tongony

Izany dia midika ho fanesorana ny lamba na firakotra manarona ny tongony kamba ho azon'ny hatsiaka izy ireo.

mandria eo

"mandry eo an-tongony"

Dia holazainy aminao izay hatao

Tsy fantatra mazava ny fomba fanao manokana tamin'izany fotoana izany, fa izany matetika dia raisina ho toy ny fomba eken'ny kolontsaina ny amin'ny filazan'ny vehivavy iray amin'ny lehilahy fa vonona ny hanambady azy izy. Boaza dia mety hahatakatra izany fomba izany ary hanaiky na handà ny tolotra omeny.

dia ho ataony

"Rehefa mifoha izy, dia hanao izany"