plt_tn/rut/02/15.md

20 lines
893 B
Markdown

# Raha iny izy nitsangana hanangona voa iny, dia nandidy ireo tovolahiny i Boaza
Eo am-pitenenana ireo didy ireo, dia azo inoana fa lavitra i Rota tsy naheno ny baikon'i Boaza. AT: "Ary raha nitsangana hanangona voa i Rota, dia nilaza tamin'ny zatovolahiny Boaza"
# Raha iny izy nitsangana
"Rehefa nitsangana izy"
# na dia eo amin'ireo amboara aza
Eto ny hoe "na dia" dia manondro "ambony na mihoatra ny zavatra mahazatra ataon'ny iray." Boaza dia nanome toromarika ny mpiasany mba hanome alalana an'i Rota hitsimpona manodidina ny amboara. Ny olona izay mitsimpona dia matetika voarara tsy hanakaiky loatra ny voa voajinja.
# manipaza salohim-bary maromaro avy amin'ny amboara ho azy ihany
makà voan-tsimparifary vitsivitsy avy amin'ny amboara ka amelao ho azy" na "Manajanona voan-tsimparifary mba ho hangoniny"
# aza mibedy azy
"aza mampahamenatra azy" na "aza manala baraka azy"