plt_tn/rut/02/13.md

386 B

Aoka hahita fitia eo imasonao aho

Izany dia manondro ny fangatahana fitahiana. DH: "Aoka mba handray fahasoavana avy aminao aho" na "Mba raiso aho"

tsy isan'ireo mpanompo vavinao aho.

Ny mety ho dikany dia izao 1) Rota dia tsy iray amin'ny mpanompovavin'i Boaza na 2) Rota dia tsy nieritreritra mihitsy fa ny fanambadiany ny zanak'i Naomy dia hanome tombotsoa azy tao Betlehema.