plt_tn/rut/01/16.md

20 lines
763 B
Markdown

# izay hijanonanao
"any amin'ny hipetrahanao"
# ny vahoakanao dia ho vahoakako
Rota dia manondro ny vahoakan'i Naomy, ny Israelita. DH: "Izaho dia handray ny olona ao amin'ny firenenao ho toy ny vahoakako" na "ho raisiko ho toy ny fianakaviako ny fianakavianao"
# Izay toerana hahafatesanao, dia hahafatesako
Izany dia milaza ny hetahetan'i Rota handany ny andro sisa iainany ao amin'ny toerana sy tanàna iray toa an'i Noamy.
# Yaveh anie hanasazy ahy, ary mihoatra aza, raha
Izany dia manondro an'i Rota izay mangataka amin'Andriamanitra mba hanasazy azy raha tsy manaiky hanao izay lazainy izy araka ny fomba fiteny hoe "Andriamanitra dia mandrara, raha"
# nanajanona ny fiadian-kevitra taminy izy
"nanajanona ny fiadian-kevitra tamin'i Rota i Naomy"