plt_tn/rom/16/27.md

346 B

Ho an'ilay Andriamanitra ... ny voninahitra mandrakiza. Amena

Eto ny teny hoe "amin'ny alalan'i Jesosy Kristy" dia maneho izay nataon'i Jesosy. Ny manome "voninahitra" dia midika hoe midera an'Andriamanitra. DH: "Noho izay vitan'i Jesosy Kristy tamintsika, dia hidera ilay iray izay hany Andriamanitra sy hany hendry mandrakizay isika. Amena"