plt_tn/rom/16/19.md

761 B

Fa ny ohatrareo amin'ny fankatoavana dia tafita any amin'ny tsirairay

Eto Paoly dia miresaka ny fankatoavan'ireo mpino Romana ho toy ny olona izay afaka mandeha eny amin'ny olona. DH: "Fa ren'ny olona rehetra hoe ahoana ny fankatoavanareo an'i Jesosy"

Andriamanitry ny fiadanana dia hanorotoro an'i Satana eo amin'ny tongotrareo afaka fotoana fohy

Ny fehezanteny hoe "hanorotoro ... ao ambanin'ny tongotrareo" dia midika fandresena tanteraka ny fahavalo. Eto Paoly dia miresaka ny fandresena an'ny Satana toy ny hoe nanitsaka ny fahavalo ao ambanin'ny tongotr'izy ireo ny mpino Romana. DH: "Andriamanitra hanome anareo fiadanana sy fandresena tanteraka an'i Satana tsy ho ela"

tsy hanan-tsiny amin'izay ratsy

"tsy tafiditra amin'ny fanaovana ratsy"