plt_tn/rom/15/33.md

4 lines
252 B
Markdown

# Andriamanitry ny fiadanana anie
Ny teny hoe "Andriamanitry ny fiadanana" dia maneho an'Andriamanitra izay mahatonga ireo mpino hanana fiadanana anaty. DH: "Mivavaka aho mba ... ny Andriamanitra izay mahatonga antsika rehetra hanana fiadanana anaty"