plt_tn/rom/15/01.md

936 B

Fampifandraisana foto-kevitra:

Mamarana ny fizarana momba ny fiainan'ireo mpino ho an'ny hafa amin'ny fampatsiahivana azy ireo ny fomba niainan'i Kristy i Paoly.

Ary

Adikao amin'ny fampiasana teny ampisain'ny fiteninao hampidirana hevitra vaovao ao amin'ny famakafakana io.

isika izay mafy

Eto ny teny hoe "mafy" dia milaza ireo olona izay matanjaka amin'ny finoan'izy ireo. Izy ireo dia mino mamela azy ireo hihinana ny karazana sakafo rehetra Andriamanitra. DH: "isika izay matanjaka amin'ny finoana"

isika

Izany dia manondro an'i Paoly, ireo mpamaky, ary ireo mpino hafa.

malemy

Eto ny teny hoe "malemy" dia ilazana ireo olona izay malemy amin'ny finoany. Izy ireo dia mino fa tsy mamela azy ireo hihinana ireo karazana sakafo sasany Andriamanitra. DH: "ireo izay malemy amin'ny finoana"

hanandratana azy

Ny tian'i Paoly ho lazaina amin'izany, dia fampaherezana ny finoan'ny olona. DH: "hampahery ny finoany"