plt_tn/rom/14/22.md

1.3 KiB

Ireo finoana manokana izay anananao

Izany dia ilazana ireo finoana momba ny sakafo sy zava-pisotro ihany.

anao ... ny tenany

Satria miresaka amin'ireo mpino i Paoly, dia mety mila adikanao amin'ny teny fanondroana olona maro io.

Sambatra izay tsy manameloka ny tenany amin'ny fanajany izay ekeny

Sambatra ireo izay tsy mahatsapa ho meloka noho izay notapahiny ho atao"

izay misalasala dia meloka raha mihinana

Afaka adika hoe DH: "hilaza Andriamanitra fa manao fahadisoana ny olona iray raha tsy azony antoka raha mety ny mihinana ny sakafo sasany, kanefa mihinana izany ihany izy" na "Ny olona izay tsy mahazo antoka raha mety ny mihinana ny sakafo sasany, kanefa mihinana izany ihany avy eo dia hananana olona amin'ny fieritreretany"

satria tsy tamin'ny finoana izany

Ny zava-drehetra izay "tsy tamin'ny finoana" dia zavatra tsy tian'Andriamanitra ataonao. Afaka hazavainao ny hevitra fenon'izany. DH: "hilaza Andriamanitra fa diso izy satria nihinana zavatra izay ninoany fa tsy tian'Andriamanitra hohaniny"

na inona na inona tsy avy amin'ny finoana dia fahotana

Ny zava-drehetra izay "tsy avy amin'ny finoana" dia zavatra tsy tian'Andriamanitra ataonao. Afaka hazavainao ny hevitra fenon'izany. DH: "manota ianao raha manao zavatra izay tsy inoanao fa tian'Andriamanitra ataonao"