plt_tn/rom/14/18.md

401 B

eken'ny olona

Afaka adika hoe DH: "ny olona dia hanaiky Azy" na "ny olona dia hanaja Azy"

oka isika hanohy ireo zavatry ny fiadanana sy ireo zavatra izay manefy ny tsirairay avy

Eto ny teny hoe "manefy ny tsirairay" dia ilazana ny fifanampian'ny tsirairay amin'ny fampitomboana ny finoana. DH: "Aoka isika hitady ny fiainana am-piadanana ary hifanampy amin'ny fampaherezana hatrany ny finoana"