plt_tn/rom/14/16.md

899 B

aza mamela izay heverinareo ho tsara ho aratsiana

"Aza manao zavatra, na dia heveriano ho tsara aza, raha ho lazain'ny olona fa ratsy izy ireny"

fihetsikao tsara

Ilazana ireo asan'ny olona manana finoana matanjaka izany.

olona

Ireo mety ho dikany dia 1) ireo mpino hafa na 2) ireo tsy Kristiana.

Fa ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy momban'ny sakafo sy rano fisotro, fa momban'ny fahamarinana, fiadanana, ary fifaliana ao amin'ny Fanahy Masina.

Manohana ny heviny i Paoly fa Andriamanitra dia mametraka ny fanjakany mba hahafahany manome antsika ny fifandraisana marina amin'ny tenany, ary manome fiadanana sy fifaliana. DH: "Fa Andriamanitra tsy nametraka ny fanjakany mba hahafahany manapaka amin'izay zavatra hohanintsika ary sotrointsika. Izy mametraka ny fanjakany mba hafahantsika manana fifandraisana marina miaraka Aminy, ary hahafahany manome fiadanana sy fifaliana antsika"