plt_tn/rom/14/07.md

574 B

Fa tsy misy miaina ho an'ny tenany isika

Eto ny teny hoe "miaina ho an'ny tenany" dia midika hoe miaina mba hampifaly ny tena ihany. DH: "Tsy misy amintsika no tokony hiaina mba hampifaly ny tenantsika fotsiny ihany"

tsy misy maty ho an'ny tenany

Izany dia midika fa ny fahafatesan'ny iray dia miantraika amin'ny olona hafa. DH: "Tsy misy amintsika no tokony hieritreritra fa rehefa maty isika, dia amintsika irery no hiantraika izany"

isika .. isika

Ampidirin'i Paoly ao anatin'izany ireo mpamaky.

ny maty ary ny velona

"ireo izay maty ary ireo izay velona"