plt_tn/rom/13/11.md

961 B

fantatrareo ny fotoana, fa efa fotoana hifohazanareo amin'ny torimaso sahady izao

Miresaka ny amin'ny tokony hiovan'ireo mpino Romana amin'ny toetran'izy ireo toy ny hoe mila ny mifoha amin'ny torimaso i Paoly.

Mandroso ny alina

Paoly miresaka ny fotoana rehefa nanao asa ratsy ireo olona toy ny alina. DH: "ny fanehoana ny fotoana ny fahotana dia efa ho tapitra"

ary manakaiky ny andro

Paoly miresaka ny fotoana rehefa nijanona nanao ny asa ratsy ny olona toy ny andro. DH: "Kristy dia hiverina tsy ho ela"

ireo asan'ny maizina

Ireo asa ratsy izay tian'ny olona atao amin'ny alina, rehefa maizina ary tsy misy mahita azy ireo.

ary andao hitafy ny fiadian'ny fahazavana isika.

Resahin'i Paoly toy ny hoe olona mitafy fiadiana hiomanana amin'ny ady ny fanaovana ireo zavatra hoenti-manohitra an'i Satana. DH: "tokony ho avelantsika Andriamanitra hiaro antsika amin'ny alalan'ny fanaovana ireo asa izay tiantsika ho hitan'ny olona ataontsika''