plt_tn/rom/12/11.md

886 B

Raha ny momba ny fikirizana, aza misalasala. Raha ny momba ny Fanahy, aoka hafana fo. Momba ny Tompo, tompoy Izy

"Aza kamo amin'ny raharahahanareo, fa aoka hafana fo amin'ny fanarahana ny Fanahy ary amin'ny fanompoana ny Tompo"

Mifalia ao amin'ny fahatokiana izay hanananao momba ny ho avy

Mandroso hevitra eto i Paoly fa ireo mpino dia mahazo matoky fa Andriamanitra dia hanampy azy ireo. DH: "Mifalia satria ianareo dia matoky fa hanampy anareo foana Andriamanitra"

Mahareta amin'ireo olanao

"Mahareta na oviana na oviana manana olona ianareo"

Miantrà ny filàn'ireo mpino

Ity no lohahevitra farany ao amin'ny lisitra izay niatomboka tao amin'ny 12:9. "Rehefa ao anatin'ny olana ireo namana Kristiana, ampio izy ireny amin'izay ilainy"

Mitadiava fomba maro hampiantranoanao olona

"Ampandrosoy ao an-tranonareo hatrany izy ireo rehefa mila toerana mba hitoerana"