plt_tn/rom/12/09.md

1.1 KiB

Aoka ny fitiavana tsy hisy fihatsaram-belatsihy

Afaka adika hoe: "Tsy maintsy mitia ny olona amin'ny fo marina ianareo"

fitiavana

Izany teny izany dia ampisan'i Paoly eto ilazana ny karazana fitiavana izay avy amin'Andriamanitra ary fifantohana amin'ny tsara ho an'ny hafa, na dia tsy misy tombony ho an'ny olona iray aza.

Raha ny momba ny fitiavan'ny mpirahalahy, mifankatiava

Eto Paoly manomboka ny lisitry ny lohahevitra sivy, izay samy miantomboka amin'ny hoe "raha ny momba ny'' mba hilazana amin'ireo mpino hoe tokony ho olona toy ny ahoana izy ireo. Mitohy hatany amin'ny 12:11 io lisitra io.

Raha ny momba ny fitiavan'ny mpirahalahy

"Tahaka ny hitiavanao ireo namana mpino"

fitiavana

Izany dia teny iray hafa izay midika fifankatiavan'ny mpirahilahy na fitiavana ny namana na ao olona ao amin'ny ankohonana. Izany dia fitavan'olombelona voajanahary eo amin'ireo namana na ireo fianakaviana.

mifankatiava

Afaka adika hoe DH: "mampisehoa fitiavana"

Raha ny momba ny fanomezam- boninahitra, mifanajà

"manomeza voninahitra ary mifanajà" na ''manomeza voninahitra ireo namana Kristiana amin'ny fanajana azy ireo''