plt_tn/rom/12/04.md

831 B

Fa

Mampiasa izany teny izany i Paoly mba hampisehoana fa hanazava hoe nahoana no tsy tokony hievi-tena ho ambony noho ny hafa ny Kristiana sasany izy izao.

manana rantsana maro amin'ny vatantsika isika

Paoly mampitaha ireo mpino rehetra ao amin'i Kristy ho toy ny hoe ratsam-batana samihafa eo amin'ny vatan'olombelona. Manao izany hanomezana hanehoana fa na dia manompo an'i Kristy amin'ny fomba samihafa aza ireo mpino, ny olona tsirairay dia an'i Kristy ary manompo amin'ny fomba manan-danja.

rantsana

Izany dia toy ny maso, tanana, vavony.

ry rantsana manokana amin'ny tsirairay

Resahin'i Paoly ho toy hoe niaraka nampifandraisin'Andriamanitra ara-nofo tahaka ny ratsam-batan'ny olombelona ireo mpino. Afaka adika hoe. DH: "Andriamanitra nampikambana ny mpino tsirairay miaraka amin'ny ireo mpino hafa rehetra"