plt_tn/rom/11/06.md

1.0 KiB

Fa raha avy amin'ny fahasoavana izany,

Manohy manazava ny fomba ny fiasan'ny famindram-pon'Andriamanitra i Paoly. DH: "Fa satria miasa amin'ny fahasoavana ny famindram-pon'Andriamanitra"

Inona ary

"Inona no tokony ho raisintsika amin'izany?Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly mba hitondrana ny mpamaky ho amin'ny heviny manaraka. Afaka adika ho teny tsotra io. DH: "Izao no mila tadidiantsika"

Andriamanitra dia nanome azy ireo fanahin'ny fitavozavozana, maso mba tsy hahitan'izy ireo, ary sofina mba tsy handrenesan'izy ireo,

Io dia sarin-teny momba ny zava-misy fa donto ara-panahy ny olona. Tsy afaka mandre izy ireo na mandray fahamarinana ara-panahy.

fanahin'ny

Izany dia midika "fananana toetry ny," toy ny "fanahin'ny fahendrena"

maso mba tsy hahitan'izy ireo

Ny foto-kevitry ny fahitana amin'ny maso iray dia noraisina ho toy ny mitovy amin'ny fahazoana fahalalana.

sofina mba tsy handrenesan'izy ireo

Ny foto-kevitry ny fandrenesana amin'ny sofina iray dia noraisina ho toy ny mitovy amin'ny fankatoavana.