plt_tn/rom/09/19.md

944 B

Avy eo hilaza amiko ianareo

Miresaka amin'ireo mpitsikera ny fampianarany toy ny miresaka amin'ny olona iray ihany i Paoly.

Nahoana no mbola mahita tsiny foana Izy?" Fa iza no mahatohitra ny sitrapony?

Ireo dia fanontanina fampisainana izay ampiasain'i Paoly mba hampidirana fanamafisana. Afaka adika ho teny tsotra mafonja ireo fanontaniana ireo.

izy

izany dia milaza an'Andriamanitra.

Moa izay efa novolavolaina hilaza ... amin'ny andavanandro?

Ampiasain'i Paoly ho sarin-teny ilazana ny zon'ny mpahary hanao izay tiany amin'ny voahariny ny zon'ny mpanao tanimanga hanao izay karazana fitoeran-javatra tiany amin'ny tanimanga. Mametraka ireo fanontaniana ireo i Paoly mba hanindriana ny heviny.

Nahoana no nataonao tahaka izao aho?

Ny teny hoe "ianao" dia milaza an'Andriamanitra. Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly mba ho fanamafisana. Afaka adika heoe DH: "Andriamanitra, tsy tokony nanao ahy ho toy izao Ianao!"