plt_tn/rom/09/03.md

1.1 KiB

Fa afaka naniry aho fa izaho tenako dia ho voaozona ka hiataka amin'i Kristy noho ny amin'ireo rahalahiko, ireo izay iray firazanana amiko araky ny nofo

Afaka adika hoe DH: "Raha izaho manokana dia vonona ny hamela an'Andriamanitra hanozona ahy ary, hamoisaraka ahy amin'i Kristy mandrakizay raha izany no hanampy ireo Isiraelita namako, izay oloko manokana, mba hino an'i Kristy"

ireo rahalahiko

Eto izany dia midika hoe naman Kristiana, ao anatin'izany ny lehilahy sy ny vehivavy.

Izy ireo dia Isiraelita

"izay ireo, mitovy amiko, dia Isiraelita. Andriamanitra nifidy azy ireo mba ho taranak'i Jakoba"

Izy ireo dia manana fananganana

Paoly dia mampiasa ny sari-teny "fananganana" mba hilaza fa ireo Isiraelita dia tahakan'ny zanak'Andriamanitra. DH: "Izy ireo dia manana an'Andriamanitra ho Ray"

Ny azy ireo dia ireo razana izay nahatonga an'i Kristy ho tonga nofo

Eto ny teny hoe "nahatonga an'i Kristy ho tonga nofo" dia midika fa Kristy dia taranaky ny razan'ny zanak'Israely ara-nofo. DH: "Kristy dia tonga nofo toy ny taranaka avy amin'ny razan'izy ireo"