plt_tn/rom/08/09.md

1.1 KiB

ao amin'ny nofo

"manao araka ireo toetra maha-mpanota anareo." Jereo hoe ahoana ny fomba nandikanao "ny nofo" ao amin'ny 8:3.

ao amin'ny Fanahy

"miasa araka ny Fanahy Masina"

Fanahy ... Fanahin'Andriamanitra ... Fanahin'i Kristy

Ireo rehetra ireo dia ilazana ny Fanahin'Andriamanitra.

raha marina fa

ireo teny ireo dia tsy midika fa misalasala i Paoly raha manana ny Fanahin'Andriamanitra ny sasany amin'izy ireo. Tian'i Paoly izy ireo mba hahatsapa fa manana ny Fanahin'Andriamanitra izy rehetra. DH: "satria"

Raha ao aminareo Kristy

ahoana no hiainan'i Kristy ao amin'ny olona izay afaka nohazavaina. DH: "raha miaina ao aminareo Kristy amin'ny alalan'ny Fanahy Masina"

maty nohon'ny fahotana ny vatana

Ireo mety ho heviny dia 1) ny olona dia maty ara-panahy nohon'ny amin'ny herin'ny fahotana na 2) ny vatana dia ho faty ihany nohon'ny fahotana.

ny fanahy dia velona nohon'ny fahamarinana.

Ireo mety ho heviny dia 1) velona ara-panahy ny olona satria nomen'Andriamanitra hery hanao izay marina na 2) Andriamanitra dia hamelona azy indray aorian'ny fahafatesany satria Andriamanitra dia marina ary manome fiainana mandrakizay ho an'ireo mpino.