plt_tn/rom/07/11.md

914 B

Fa ny fahotana dia naka vahana tamin'ny alalan'ny didy ka namitaka ahy. Tamin'ny alalan'ny didy no namonony ahy.

Araka ny ao amin'ny 7:7, Paoly dia mamaritra ny fahotana toy ny olona afaka manao zavatra 3: manararaotra ny irika, mamitaka, ary mamono. DH: "Satria naniry ny hanota aho, dia namitaka ny tenako tamin'ny fieritreretana fa afaka manota sady mankatoa ny didy aho, fa Andriamanitra nanasazy ahy nohon'ny tsy fankatoavana ny didy tamin'ny fanasarahany ahy taminy"

fahotana

"ny faniriako ny hanota"

naka vahana tamin'ny alalan'ny didy

Paoly dia mampitaha ny fahotana amin'ny olona izay afaka manao zavatra. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 7:7.

namonoany ahy

Paoly dia miresaka momba ny fanamelohan'Andriamanitra ireo mpanota toy hoe ny fahafatesan'ny nofo no vokatr'izany voalohany. DH: "nanasaraka ahy tamin'Andriamanitra izany"

masina

Tonga lafatra ara-panahy, tsy misy ota