plt_tn/rom/07/09.md

385 B

dia velona indray ny ota

Io dia mety hidika hoe 1) "Tsapako fa nanota aho" na 2) "naniry mafy ny hanota aho"

Ny didy izay tokony hitondra fiainana no nivadika ho fahafatesana ho ahy.

Paoly dia miresaka momba ny fanamelohan'Andriamanitra toy hoe ny fahafatesan'ny nofo no vokatr'izany voalohany. DH: "Andriamanitra nanome ahy ny didy mba hahavelona ahy, kanefa namono ahy izany"