plt_tn/rom/07/07.md

859 B

Inona ary no ho lazaintsika

Mampiditra loha-hevitra vaovao i Paoly.

Tsy hisy mihitsy anie izany

"mazava ho azy fa tsy marina izany!" Io fomba fiteny io dia mandà tanteraka ny fanontaniana fampisainana izay nolazaina teo aloha. Mety manana fomba fiteny tahaka izany ny fiteninao, dia afaka ampiasainao eto.

tsy ho nahalala ny fahotana mihitsy aho, raha tsy tamin'ny alalan'ny lalàna izany ... Fa naka vahana, ny fahotana ... nahatonga ny fitsiriritana rehetra ato amiko

Paoly dia mampitaha ny fahotana amin'ny olona izay afaka manao zavatra.

fahotana

"Ny faniriako hanota"

fitsiriritana

Io teny io dia maneho ny finiriana hahazo izay an'ny olona hafa sy filàna ara-nofo tsy araka ny tokony ho izy.

Fa raha tsy misy ny lalàna, dia maty ny ota

"Fa raha tsy nisy ny lalàna, dia tsy nisy ny fandikan-dalàna, ary tsy nisy ny fahotana"