forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.4 KiB
Markdown
24 lines
1.4 KiB
Markdown
# Nefa na izany aza
|
|
|
|
"Nefa" na "Tsy nisy lalàna voasoratra tamin'ny andron'i Adama ka hatramin'ny andron'i Mosesy, nefa." Ny teny hoe "Nefa na izany aza" dia mampifandray an'ity fizarana ity amin'ny andininy vao teo aloha teo.
|
|
|
|
# ny fahafatesana dia nanjaka nanomboka tamin'i Adama
|
|
|
|
Ataon'i Paoly toy ny hoe mpanjaka izay nanapaka ny fahafatesana. DH: ''vokatry ny fahotan'izy ireo dia maty hatrany ny olona nanomboka tamin'ny andron'i Adama ka hatramin'ny andron'i Mosesy "
|
|
|
|
# na dia teo amin'ireo izay tsy nanota tahakan' ny tsy fankatoavan'i Adama aza,
|
|
|
|
"Na dia ny olona izay manana ota hafa noho ny an'i Adama aza dia mbola ho faty hatrany''
|
|
|
|
# izay tandindon'ilay ho avy
|
|
|
|
Adama no tandindon'i Kristy, izay naseho efa taloha be. Betsaka ny zavatra iraisany aminy.
|
|
|
|
# Fa raha tamin'ny alalan'ny fahadisoan'ny iray no nahafaty ny maro
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "iray" dia manondro an'i Adama. DH: "Fa raha tamin'ny fahotan'ny olona iray no maty ny maro"
|
|
|
|
# dia mihoatra lavitra no nataon'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fanomezana avy amin'ny fahasoavan'Ilay olona iray, Jesosy Kristy, nomena be ho an'ny maro.
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "fahasoavana" dia maneho ny fanomezana maimaimpoan'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy. DH: "mihoatra noho izany aza, tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy izay maty ho antsika rehetra, no hanomezan'Andriamanitra antsika amin'ny hatsram-panahy ny fanomezan'ny fiainana maharitra mandrakizay, na dia tsy mendrika izany aza isika"
|