plt_tn/rom/05/06.md

386 B

isika

Ny "isika" sy "-ntsika" rehetra eto dia manondro ireo mpino rehetra.

Fa sarotra ho an'ny olona iray ny ho faty ho an'ny olo-marina

''Sarotra ny mahita olona izay vonona ny ho faty, na dia ho ana olo-marina aza"

Fa, angamba mety misy olona iray sahy ho faty ho an'ny olona tsara.

"Nefa mety hahita olona izay vonona ny ho faty ho an'ny olona tsara tahaka izany ianareo"