plt_tn/rom/05/01.md

753 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia manomboka milaza zavatra maro samihafa izay mitranga rehefa manamarina ireo mpino ao aminy Andriamanitra.

isika .... tsika

Ny "isika" sy "-ntsika" rehetra eto dia manondro ireo mpino rehetra.

amin'ny alalan'ny Tompontsika Jesosy Kristy

"noho i Jesosy Kristy Tompontsika"

Tompo

Eto ny teny hoe "Tompo" dia midika fa Jesosy dia Andriamanitra.

Amin'ny alalany ihany koa no ananantsika lalana amin'ny finoana mankao amin'izany fahasoavana izay ijoroantsika izany.

Eto ny teny hoe "amin'ny finoana" dia maneho ny fitokiantsika amin'i Jesosy, izay mamela antsika hijoro eo anoloan'Andriamanitra. DH: "Satria matoky an'i Jesosy isika, dia mamela antsika hankeo amin'ny fanatrehany Andriamanitra"