plt_tn/rom/03/23.md

529 B

ka tsy manana ny voninahitr'Andriamanitra

Eto ny teny hoe "voninahitr'Andriamanitra" dia ilazana ny endrik'Andriamanitra sy ny toetrany. DH: "ary tsy afaka ny hitovy amin'Andriamanitra"

izy ireo dia hamarinina an-kalalahana amin' ny fahasoavany amin'ny alalan'ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy.

Ny teny hoe "hamarinina" eto dia ilazana ny fahamarinana eo amin'Andriamanitra. Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra nanao azy ireo ho marina eo Aminy ho fanomezana maimaimpoana, satria nafahan'i Kristy Jesosy izy ireo"