plt_tn/rom/03/11.md

753 B

Tsy misy na iray aza mahafantatra

Tsy misy na iray aza mahafantatra izay marina. DH: "Tsy misy tena mahafantatra ny marina"

Tsy misy izay mitady an'Andriamanitra

Eto ny fehezanteny hoe "mitady an'Andriamanitra" dia midika hoe fananana fifandraisana amin'Andriamanitra. DH: "Tsy misy olona miezaka ny hananana fifandraisana marina amin'Andriamanitra"

Lasa nihataka avokoa izy rehetra

Io dia fomba fiteny izay midika fa ny olona tsy te hisaina momban'Andriamanitra akory aza. Izy ireo dia te hanalavitra Azy. DH: "Izy rehetra dia lasa niala tamin'Andriamanitra"

Lasa tsy misy ilàna azy izy rehetra

Satria tsy misy manao izay tsara, dia zava-poana amin'Andriamanitra izy ireo. DH: "Ny rehetra dia nanjary zava-poana eo amin'Andriamanitra"