plt_tn/rom/02/23.md

662 B

Ianao izay faly mirehareha ao amin'ny lalàna, manala-baraka an'Andriamanitra va ianao amin'io fandikanao ny lalàna io?

Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hibedesana ireo mpamaky. Afaka adika hoe DH: "ratsy ny filazanao fa mirehareha amin'ny lalàna ianao, kanefa miaraka amin'izany da tsy mankatoa izany ianao ary mitondra henatra ho an'Andriamanitra!"

ny anaran' Andriamanitra dia efa afa-baraka teo amin'ireo Jentilisa

Afaka adika hoe DH: "Ny asa ratsinareo dia mitondra henatra ho an'Andriamanitra amin'ny fisainan'ireo Jentilisa"

anaran' Andriamanitra

Ny teny hoe "anarana" dia ilazana ny fahafenoan'Andriamanitra, fa tsy ny anarany irery ihany.