plt_tn/rom/02/21.md

1.1 KiB

Ary ianao izay mampianatra ireo sasany, tsy mampianatra ny tenanao va ianao?

Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hibedesana ireo mpihaino azy. Afaka adika hoe DH: "Tsy mampianatra ny tenanao eo am-pampianarana ny hafa ianao"

ianao izay mitory ny amin'ny fanoherana ny halatra, mangalatra va ianao?

Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hibedesana ireo mpamaky. Afaka adika hoe DH: "Ianao miteny ny olona tsy hangalatra, nefa ianao mangalatra!"

Ianao izay miteny fa tsy tokony mijangajanga, mijangajanga va ianao?

Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hibedesana ireo mpamaky. Afaka adika hoe DH: "Ianao miteny olona tsy hijangajanga, nefa ianao mijangajanga!"

Ianao izay mankahala ny sampy, mandroba ireo tempoly va ianao?

Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hibedesana ireo mpamaky. Afaka adika hoe. DH: "Ianao miteny fa mankahala ny sampy, nefa ianao mandroba ireo tempoly!"

mandroba ireo tempoly

Ireo mety ho dikany dia 1) "mangalatra fitaovana avy ao amin'ny efitry ny tempolin'ireo mpanompo sampy mba hivarotana izany sy angalana tombony" na 2) "tsy mandefa ny vola rehetra izay tokony ho an'Andriamanitra any amin'ny fiangonan'ny Jerosalema."