plt_tn/rom/02/05.md

1.7 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia manohy mampatsiahy fa ny ratsy avokoa ny olona.

fa izany dia ho amin'ny halehiben'ny hamafin'ny fonareo sy tsy fibebahan'ny fonareo

Paoly dia mampiasa sarin-teny mba hampitahana ny olona izay tsy manaiky ny hankatoa an'Andriamanitra amin'ny zavatra mafy, tahaka ny vato. Izy ihany koa mampiasa ny teny hoe "fo" mba hanehoana ny olona rehetra. DH: "satria nandà tsy hihaino sy hibeka ianao"

fahamafisana sy tsy fibebahan'ny fo

izany dia afaka hatambatra hoe: "tsy fibebahan'ny fo."

anangonanareo fahatezarana ho an'ny tenanareo

Ny fehezanteny hoe "manangona" dia ilazana ny teny izay maneho ireo olona izay manangona ireo hareny ary mametraka izany amin'ny toerana azo antoka. Ambaran'i Paoly fa, raha tokony ho harena no azony, dia nanjary sazin'Andriamanitra no voaangony. Araka ny fahelan'ny tsy fibebahan'izy ireo no hamafin'ny famaizana. DH: "Ianao no manao ny famaizanao ho ratsy lavitra"

amin'ny andro fahatezerana, izany dia, ny andron'ny fanehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra

Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza andro iray ihany. DH: "rehefa mampiseho ny rehetra Andriamanitra fa tezitra Izy ary mitsara ny olona rehetra ara-drariny"

Hamaly

"manome valiny ara-drariny na famaizana"

ny olona rehetra amin'ny fepetra mitovy amin'ireo nataony

"Araka izay nataon'ny olona tsirairay"

Nitady

Izany dia midika fa izy ireo dia miasa amin'ny fomba izay hitaritana ho any amin'ny fanampahan-kevitra marina avy amin'Andriamanitra amin'ny andron'ny fitsarana.

laza, voninahitra, ary tsy fahafatesana

Te hidera sy hanome voninahitra an'Andriamanitra izy ireo, ary tsy ho faty mandrakizay.

tsy fahafatesana

Ilazana ny fahasimbana ara-nofo izany.