forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.5 KiB
Markdown
32 lines
1.5 KiB
Markdown
# Fa
|
|
|
|
"Koa"
|
|
|
|
# hevero izao
|
|
|
|
"saino ny zavatra ho ambarako aminao"
|
|
|
|
# ry olona
|
|
|
|
Ampiasao ny teny mahalaza ny olombelona ankapobeny "na iza na iza ianao"
|
|
|
|
# ianao izay mitsara ireo izay manao zavatra tahaka ireo na dia manao tahaka ireny koa aza ianao
|
|
|
|
"ianao izay milaza amin'ny olona fa mendrika ny sazin'Andriamanitra raha manao ny asa ratsy tahaka izany koa ianao"
|
|
|
|
# Hitsoaka ny fitsaran'Andriamanitra va ianao?
|
|
|
|
Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba hanamafisana ny tiana ho lazaina. Afaka adika ihany koa izany hoe DH: "Tsy afaka ny handositra ny fitsaran'Andriamanitra tokoa ianao!"
|
|
|
|
# Sa hamaivaninao ny haren'ny hatsaram-panahiny, ny fandeferany, ary ny faharetany? Tsy fantatrao va fa ny hatsaram-panahiny dia natao hitarika anao amin'ny fibebahana?
|
|
|
|
Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba hanamafisana ny tiana ho lazaina. Afaka adika ho teny tsotra mafonja ihany koa io. DH: "ianao dia tsy tokony hanao tsinotsinona ny fahatsaran'Andriamanitra ary miandry am-paharetana alohan'ny hanasaziany ny olona Izy, mba hahatonga azy ireo hibebaka ny fahatsarany!"
|
|
|
|
# hamaivaninao ny haren'ny ... faharetany
|
|
|
|
"mihevitra ny haren'ny ... faharetana ho tsy manandanja" na "mihevitra ... ho tsy tsara"
|
|
|
|
# Tsy fantatrao va fa ny hatsaram-panahiny dia natao hitarika anao amin'ny fibebahana?
|
|
|
|
Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba hanamafisana ny tiana ho lazaina. Afaka adika ho teny tsotra mafonja ihany koa io. DH: "Tsy maintsy fantatrao fa Andriamanitra dia mampiseho anao ny fahatsarany mba hibebahanao!"
|