plt_tn/rom/01/32.md

495 B

Hain'izy ireo ny lalàn'Andriamanitra

"fantatr'izy ireo ny fomba tian'Andriamanitra hiainan'izy ireo"

fa ireo izay manao zavatra tahaka izany

Eto ny teny hoe "manao" dia ilazana hoe mandrakariva na fahazarana manao zavatra izay ratsy. DH: "ary ireo manao zavatra ratsy hatrany"

ireo zavatra ireo

"ireo karazana zava-dratsy ireo"

izay manao ireny koa

Eto ny matoanteny "manao" dia milaza ny fanaovana ny zavatra izay ratsy hatrany. DH: "izay ny fanaovana ireo zava-dratsy hatrany"