plt_tn/rom/01/29.md

692 B

Izy ireo dia feno

Afaka adika hoe DH: "Nanana faniriana mafy ny ... tao anatin'izy ireo" na "Naniry mafy ny anao asan'ny ... izy ireo"

Izy ireo dia feno fialonana, famonoana, fifandirana, fitaka, ary fikasana ratsy

Azonao adika hoe DH: "Maro ny mialona ny olona hafa hatrany ... Maro ny maniry hamono olona hatrany... mba hahatonga fifandirana sy ady eo amin'izy ireo ... hamitaka ny hafa ... hiteny amin'ny fankahalana momba ny hafa"

mpanendrikendrika

Ny mpanendrikendrika dia milaza zavatra diso momba ny olona hafa mba hanimba ny lazan'izany olona izany.

Izy ireo dia mpamorona zava-dratsy

"Miezaka ny hieritreritra fomba vaovao hanaovana zava-dratsy amin'ny hafa izy ireo"