forked from WA-Catalog/plt_tn
800 B
800 B
feo mahery avy any amin'ny seza fiandrianana manao hoe
Ny teny hoe: "feo" dia maneho an'ilay miteny. DH: "olona iray miteny mafy avy any amin'ny seza fiandrianana manao hoe"
Indro!
Ny teny hoe: "Indro" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ny fampahafantarana mahagaga izay manaraka eto.
Eo amin'ny olona ny toeran'ny tabernakelin'Andriamanitra, ary hiaina miaraka amin'izy ireo izy
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika ary manamafy ny sitrapon'Andriamanitra, hiaina eo amin'ny olona, tokoa.
Hamafa ny ranomaso rehetra amin'ny mason'izy ireo Izy
Ny ranomaso eto dia maneho alahelo. DH: "Andriamanitra dia hamafa ny alahelon'izy ireo, tahaka ny famafana ny ranomaso" na "Andriamanitra dia hanao azy ireo tsy ho malahelo intsony." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 7:15.