plt_tn/rev/19/21.md

8 lines
367 B
Markdown

# Ny ambin'izy ireo dia novonoina tamin'ny sabatra izay nivoaka ny vavan'ny iray izay nitaingina ny soavaly
Afaka atao hoe: "Ilay mpitaingina soavaly dia namono ny ambin'ireo tafiky ny bib-idia tamin'ny sabatra izay nivoaka avy tao amin'ny vavany"
# ny sabatra izay nivoaka ny vavany
Nivoaka avy eo amin'ny vavany ny sabatra maranitra. Tsy nihetsika ilay sabatra.