plt_tn/rev/18/14.md

256 B

Ny vokatra

Izy ireo dia miresaka ny zavatra tsara toy ny hoe vokatra. DH: "Ireo zavatra tsara"

izay tinao tamin'ny herinao rehetra

"tiana fatratra"

tsy ho hita intsony mandrakizay

Afaka atao hoe: "tsy hanana azy ireny intsony ianao mandrakizay"