plt_tn/rev/17/16.md

1.1 KiB

ataon'izy ireo lao sy mitanjaka izy

"hangalatra ny fananany rehetra ary hamela azy ho tsy manana na inona na inona"

handrovitra ny nofony izy ireo

Ny famotehana azy tanteraka dia resahina toy ny hoe mihinana ny nofony rehetra. "Hamotika azy tanteraka izy ireo"

Fa Andriamanitra efa nametraka izany tao am-pon'izy ireo mba hanatanteraka ny fikasany amin'ny faneken'izy ireo ... mandra-pahatanteraka

Hanaiky hanome ny herin'izy ireo an'ilay bibi-dia izy ireo, fa tsy hankato an'Andriamanitra izy ireo. DH: "Fa Andriamanitra efa nametraka izany tao am-pon'izy ireo mba hanaiky hanome ny herin'izy ireo mba hitondra ilay bibi-dia mandra-pahatanteraky ny tenin'Andriamanitra, ary amin'ny fanaovana izany, dia hanatanteraka ny fikasan'Andriamanitra izy ireo"

Andriamanitra efa nametraka izany tao am-pon'izy ireo

Ny fo dia maneho ny faniriana. Mahatonga azy ireo hanao zavatra dia resahina toy ny hoe mametraka izany ao am-pon'izy ireo mba hanao izany. DH: "Andriamanitra nahatonga azy ireo"

ny hery hitondrana

"fahefana" na "fahefana maha-mpanjaka"

mandra-pahatanteraky ny tenin'Andriamanitra

Afaka atao hoe: "mandra-pahatanterak'izay nolazainy fa hiseho"