plt_tn/rev/17/06.md

540 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ilay anjely dia manomboka manazava amin'i Jaona ny dikan'ilay mpijangajanga sy ilay bibi-dia mena. Ilay anjely dia manazava izany zavatra izany amin'ny alalan'ny andininy faha: 18.

mamon'ny rà

"mamo satria nisotro ilay rà"

martiry ho an' i Jesosy

"ireo mpino izay maty satria nilaza tamin'ny hafa ny momba an'i Jesosy"

talanjona

"gaga"

Maninona no talanjona ianao?

Ilay anjely dia mampiasa io fanontaniana io mba hibedesana moramora an'i Jaona. DH: "Tsy tokony ho talanjona ianao!"