plt_tn/rev/15/07.md

437 B

lovia volamena fito feno ny fahatezeran'Andriamanitra

Ny sary avoakan'ny divay ao anaty lovia dia afaka atao mazava tsara. Ny teny hoe: "fahatezerana" eto dia maneho ny fanasaziana. Ny divay dia famantarana ny fanasaziana. DH: "lovia volamena fito feno divay izay maneho ny fahatezeran'Andriamanitra"

mandra-pahatanteraky ny loza fiton'ireo anjely fito

"mandra-pahatapitry ny fandefasan'ireo anjely fito ny loza fito ety an-tany"